Joyce Meyer Ministries Malagasy
TubeHealth is an independent service and is not affiliated with or endorsed by YouTube or Google.
Data displayed on this page is retrieved via YouTube API Services.
Updated:
Joyce Meyer Ministries Malagasy Channel Description Snapshot
Channel Description
Tongasoa eto amin'ny youtube-n'ny Joyce Meyer Ministries amin'ny fiteny Malagasy, Joyce Meyer dia iray amin'ireo mpampianatra maneran-tany, mampianatra ny tenin'Andriamanitra amin'ny fomba mora raisina sy tonga dia azo ampiharina. Ny bokiny dia manampy olona an-tapitrisany mba hanana fanantenana sy fanavaozana indray ao amin'i Jesosy Krsity. Izy ihany koa dia manana fandaharana amin'ny fahita lavitra sy ny onjam-peo izay mitondra ny lohanteny hoe: Mankafy ny andavan'androm-piainana ®, izay mandeha maneran-tany.
Ny fon'I Joyce hanampy ireo olona maratra sy voadona ny fiainana isan'andro no fototry ny vinan'ny Hand of Hope, izay ratsan'ny asa fanompoan'ny Joyce Meyer Ministries. Ny asa fanompoana ataonay maneran' izao tontolo izao dia hahitana famahanana sakafo, fitsaboana, ivon-toerana ho an'ireo kamboty ary programan'asa hiadiana amin'ny fanararaotana olona.
Raha toa ka manana fanontaniana mahakasika ny Joyce Meyer Ministries ianao, dia malagasy@joycemeyer.org na + 261 33 15 808 15.

About This Page
Methodology: This page displays a snapshot of publicly available creator information retrieved via YouTube API Services.
Snapshot
Snapshot Date:
Data Source: Public data retrieved via YouTube API Services
Data is refreshed at least once every 30 days.