Malagasy Mianatra Anglais
TubeHealth is an independent service and is not affiliated with or endorsed by YouTube or Google.
Data displayed on this page is retrieved via YouTube API Services.
Updated:
Malagasy Mianatra Anglais Channel Description Snapshot
Channel Description
Ity Chaine YouTube ity (Malagasy Mianatra Anglais) dia natao indrindra hampianatra anao ny teny Anglisy ranoray. Eny fa na dia mbola vao manomboka (débutant) aza ianao na hoan'izay efa mahay (avancé) fa te hanampy fahalalana dia natao hoanao indrindra ity Chaine YouTube ity. Mifototra tanteraka amin'ny Anglais Américan (Parler) ny fampianarana ary marobe ny zavatra izay hampianarina anao anao amin'ity Chaine ity toy ny : Grammaire, Prononciation, Structure de phrase. Ary ny fanazavana rehetra dia natao amin'ny fiteny malagasy mba hahafahanao mahazo tsara ny fampianarana.
Natao izao mba hahatonga anao hahay ny fiteny Anglisy sady izany rahateo koa no tanjon'ny Chaine.
Koa aza adinoina ary ny mi "ABONNER" ny Chaine ntsika mba ahafahanao manaraka hatrany ireo fampianarana sy ireo lesona rehetra.
Natao izao mba hahatonga anao hahay ny fiteny Anglisy sady izany rahateo koa no tanjon'ny Chaine.
Koa aza adinoina ary ny mi "ABONNER" ny Chaine ntsika mba ahafahanao manaraka hatrany ireo fampianarana sy ireo lesona rehetra.
About This Page
Methodology: This page displays a snapshot of publicly available creator information retrieved via YouTube API Services.
Snapshot
Snapshot Date:
Data Source: Public data retrieved via YouTube API Services
Data is refreshed at least once every 30 days.